Psalms 33:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, aoka ny famindramponao hitoetra aminay araka ny iandrasanay Anao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh ô, ho aminay anie ny fahasoavanao, araka ny anantenanay Anao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, ho aminay anie ny fitiavanao araka ny ianteheranay aminao!
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, aoka ny famindram-ponao hitoetra aminay araka ny anantenanay Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, aoka ny famindramponao hitoetra aminay araka ny iandrasanay Anao!
malagasy
Jehovah ô, aoka ny famindram-ponao hitoetra aminay araka ny anantenanay Anao.