Psalms 33:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihirà hira vaovao ho Azy! Mitendre tsara amin’ny feo mihoby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihirà fihiram-baovao ho voninahiny; ampiaraho amim-pahaizana amin’ny zava-maneno ny feonareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihirà hira vaovao ho Azy. Manaova feon-java-maneno kanto miaraka amin’ny fihobiana.
Malagasy Bible 1865
Mihirà fihiram-baovao ho Azy; mitendre tsara amin'ny feo fifaliana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihirà hira vaovao ho Azy! Mitendre tsara amin’ny feo mihoby.
malagasy
Mihirà fihiram-baovao ho Azy; mitendre tsara amin'ny feo fifaliana.