Psalms 33:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mahitsy ny tenin’NY TOMPO ary mahatoky avokoa ny asany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mahitsy ny tenin’Andriamanitra, ary tanteraka tsy misy tomika ny asany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mahitsy ny tenin’ny TOMPO ka azo antoka avokoa izay ataony.
Malagasy Bible 1865
Fa mahitsy ny tenin'i Jehovah, ary ny asany rehetra dia mahatoky avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mahitsy ny tenin’NY TOMPO ary mahatoky avokoa ny asany rehetra.
malagasy
Fa mahitsy ny tenin'i Jehovah, ary ny asany rehetra dia mahatoky avokoa.