Psalms 33:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tia fahamarinana sy rariny Izy; henika ny famindrampon’NY TOMPO ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tia ny rariny sy ny hitsiny Izy; henika ny hatsaram-pon’i Iaveh ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny rariny sy ny hitsiny lalainy; ny fitiavany manenika ny tany.
Malagasy Bible 1865
Tia fahamarinana sy rariny Izy; henika ny famindram-pon'i Jehovah ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tia fahamarinana sy rariny Izy; henika ny famindrampon’NY TOMPO ny tany.
malagasy
Tia fahamarinana sy rariny Izy; henika ny famindram-pon'i Jehovah ny tany.