Psalms 33:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny tenin’NY TOMPO no nanaovana ny lanitra ary ny fofonain’ny vavany no nanaovana izay rehetra ao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tenin’i Iaveh no nanaovana ny lanitra; ary ny fofon’ain’ny vavany no nanaovana ny tafiny rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandidy ny TOMPO, dia vita ny lanitra; niteny Izy, dia ary ny planeta sy ny kintana.
Malagasy Bible 1865
Ny tenin'i Jehovah no nanaovana ny lanitra; ary ny fofonain'ny vavany no nanaovana ny hamaroany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny tenin’NY TOMPO no nanaovana ny lanitra ary ny fofonain’ny vavany no nanaovana izay rehetra ao aminy.
malagasy
Ny tenin'i Jehovah no nanaovana ny lanitra; ary ny fofonain'ny vavany no nanaovana ny hamaroany rehetra.