Psalms 33:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampiavosa ny rano ao an-dranomasina ho toy ny antontan-javatra iray Izy; mitahiry ny rano lalina ho ao amin’ny trano fitahirizana Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manangona ny ranon’ny ranomasina izy toy ny zavatra iray miavosa, ny ranon’ny hantsana ataony ao amin’ny fanangonana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Angoniny sy fefeny ny rano an-dranomasina ataony am-pitahirizana azy ny rano lalimbe.
Malagasy Bible 1865
Mampiavosa ny rano ao an-dranomasina ho toy ny antontan-javatra Izy; mitahiry ny rano lalina ao an-trano fitehirizana Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampiavosa ny rano ao an-dranomasina ho toy ny antontan-javatra iray Izy; mitahiry ny rano lalina ho ao amin’ny trano fitahirizana Izy.
malagasy
Mampiavosa ny rano ao an-dranomasina ho toy ny antontan-javatra Izy; mitahiry ny rano lalina ao an-trano fitehirizana Izy.