Psalms 33:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hatahotra NY TOMPO ny tany rehetra! Aoka hangovitra eo anatrehany ny mponina rehetra amin’izao tontolo izao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hatahotra an’i Iaveh ny tany rehetra! Aoka hangovitra eo anatrehany ny mponina rehetra amin’izao tontolo izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatahotra ny TOMPO anie ny tany tontolo; hangovitra eo anatrehany anie ny mponina rehetra ao aminy!
Malagasy Bible 1865
Aoka hatahotra an'i Jehovah ny tany rehetra; aoka hangovitra eo anatrehany ny mponina rehetra amin'izao tontolo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hatahotra NY TOMPO ny tany rehetra! Aoka hangovitra eo anatrehany ny mponina rehetra amin’izao tontolo izao!
malagasy
Aoka hatahotra an'i Jehovah ny tany rehetra; aoka hangovitra eo anatrehany ny mponina rehetra amin'izao tontolo izao.