Psalms 33:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izy no niteny dia ary izany; Izy no nandidy dia nitoetra mafy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa niteny ihany Izy, dia àry izao rehetra izao, nandidy Izy dia nisy ny zavatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa niteny Izy, dia tonga izay voalazany; nandidy Izy, dia nisy avy hatrany ireny.
Malagasy Bible 1865
Fa Izy no niteny dia ary izany; Izy no nandidy, dia nitoetra mafy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izy no niteny dia ary izany; Izy no nandidy dia nitoetra mafy izany.
malagasy
Fa Izy no niteny dia ary izany; Izy no nandidy, dia nitoetra mafy izany.