Psalms 34:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avia, anaka, mihainoa ahy! Ny fahatahorana NY TOMPO no hampianariko anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny liona tanora mety noana aman-tsy ampy hanina ihany, fa izay mitady an’i Iaveh tsy orin-java-tsoa akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia ireo mpanankarena aza, mety tsy ampy hanina ka ho noana; fa izay mitady ny TOMPO tsy mba ho orin-java-tsoa.
Malagasy Bible 1865
Avia, anaka, mihainoa ahy; ny fahatahorana an'i Jehovah no hampianariko anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avia, anaka, mihainoa ahy! Ny fahatahorana NY TOMPO no hampianariko anareo.
malagasy
Avia, anaka, mihainoa ahy; ny fahatahorana an'i Jehovah no hampianariko anareo.