Psalms 34:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na iza na iza ianao no maniry fiainana ka tia andro maro hahitana ny soa
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avia, anaka, mihainoa ahy, hampianariko ny fahatahorana an’i Iaveh ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avia hihaino ahy ianareo, rey anaka, fa hampianariko hanaja ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Na iza na iza ianao no maniry fiainana ka tia andro maro hahitana ny soa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na iza na iza ianao no maniry fiainana ka tia andro maro hahitana ny soa
malagasy
Na iza na iza ianao no maniry fiainana ka tia andro maro hahitana ny soa,