Psalms 34:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia arovy amin’ny ratsy ny lelanao ary aoka ny molotrao tsy hiteny fitaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no olona mankamamy ny aina, iza no maniry andro lava hanaranam-po amin’ny fahasambarana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy olona mankamamy fiainana ka te ho ela velona sy ho sambatra,
Malagasy Bible 1865
Dia arovy ny lelanao amin'ny ratsy ary ny molotrao mba tsy hiteny fitaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia arovy amin’ny ratsy ny lelanao ary aoka ny molotrao tsy hiteny fitaka.
malagasy
Dia arovy ny lelanao amin'ny ratsy ary ny molotrao mba tsy hiteny fitaka.