Psalms 34:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Halaviro ny ratsy ka manaova soa; mitadiava fihavanana ka araho izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Arovy amin’ny ratsy ny lelanao, ary amin’ny teny fitaka ny molotrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia tsy maintsy mitandrina tsy hiteny ratsy ary koa mitandrina tsy hilaza fitaka,
Malagasy Bible 1865
Halaviro ny ratsy, manaova soa; mitadiava fihavanana, ka araho izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Halaviro ny ratsy ka manaova soa; mitadiava fihavanana ka araho izany.
malagasy
Halaviro ny ratsy, manaova soa; mitadiava fihavanana, ka araho izany.