Psalms 34:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mason’NY TOMPO dia mitsinjo ny marina ary ny sofiny dia mihaino ny fitarainany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandosira ny ratsy ary manaova ny tsara, mitadiava fihavanana ary katsaho izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hiala amin’ny ratsy ka hanao ny tsara ary haharitra hikatsaka fiadanana.
Malagasy Bible 1865
Ny mason'i Jehovah dia mitsinjo ny marina, ary ny sofiny mihaino ny fitarainany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mason’NY TOMPO dia mitsinjo ny marina ary ny sofiny dia mihaino ny fitarainany.
malagasy
Ny mason'i Jehovah dia mitsinjo ny marina, ary ny sofiny mihaino ny fitarainany.