Psalms 34:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tavan’NY TOMPO dia tezitra amin’ny mpanao ratsy mba hofongorany tsy ho eo amin’ny tany ny fahatsiarovana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mason’i Iaveh mitsinjo ny marina ary ny sofiny mihaino ny fitarainany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsinjovin’ny TOMPO ireo olo-marina ary henoiny hatrany ny antsony.
Malagasy Bible 1865
Ny tavan'i Jehovah tezitra amin'ny mpanao ratsy kosa, mba hofongorany tsy ho eo amin'ny tany ny fahatsiarovana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tavan’NY TOMPO dia tezitra amin’ny mpanao ratsy mba hofongorany tsy ho eo amin’ny tany ny fahatsiarovana azy.
malagasy
Ny tavan'i Jehovah tezitra amin'ny mpanao ratsy kosa, mba hofongorany tsy ho eo amin'ny tany ny fahatsiarovana azy.