Psalms 34:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitaraina ny marina ary mihaino azy NY TOMPO ka manafaka azy amin’ny fahoriany rehetra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Tavan’i Iaveh manandrina ny mpanao ratsy, mba hamongorany ny fahatsiarovana azy eo amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toherin’ny TOMPO kosa ny mpanao ratsy, ka fongorany tsy eo amin’ny tany ny fahatsiarovana azy ireny.
Malagasy Bible 1865
Mitaraina ny marina, ary mihaino azy Jehovah ka mamonjy azy amin'ny fahoriany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitaraina ny marina ary mihaino azy NY TOMPO ka manafaka azy amin’ny fahoriany rehetra;
malagasy
Mitaraina ny marina, ary mihaino azy Jehovah ka mamonjy azy amin'ny fahoriany rehetra.