Psalms 34:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
akaiky an’izay manana fo mangorakoraka NY TOMPO ary mamonjy izay torotoro fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mitaraina kosa ny marina, dia mihaino azy i Iaveh, ka manafaka azy amin’ny fahoriany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao miantso vonjy ny olo-marina, dia henoin’ny TOMPO sy afahany tamin’izay fahoriany rehetra.
Malagasy Bible 1865
Akaikin'izay manana fo mangorakoraka Jehovah, ary mamonjy izay torororo fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
akaiky an’izay manana fo mangorakoraka NY TOMPO ary mamonjy izay torotoro fanahy.
malagasy
Akaikin'izay manana fo mangorakoraka Jehovah, ary mamonjy izay torororo fanahy.