Psalms 34:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maro ny fahorian’ny marina, nefa NY TOMPO manafaka azy amin’izany rehetra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eo akaikin’izay torotoro fo i Iaveh, ary mamonjy izay rera-panahy Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa akaikin’ny torotoro fo IZY sady mamonjy ny rera-tsaina.
Malagasy Bible 1865
Maro ny fahorian'ny marina; nefa Jehovah manafaka azy amin'izany rehetra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maro ny fahorian’ny marina, nefa NY TOMPO manafaka azy amin’izany rehetra izany.
malagasy
Maro ny fahorian'ny marina; nefa Jehovah manafaka azy amin'izany rehetra izany.