Psalms 34:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO no reharehan’ny fanahiko; hahare izany ny mpandefitra ka ho faly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Te hisaotra an’i Iaveh mandrakariva aho; ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisaotra ny TOMPO lalandava aho ary tsy hitsahatra hidera Azy ny vavako.
Malagasy Bible 1865
Jehovah no reharehan'ny fanahiko; hahare izany ny mpandefitra ka ho fay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO no reharehan’ny fanahiko; hahare izany ny mpandefitra ka ho faly.
malagasy
Jehovah no reharehan'ny fanahiko; hahare izany ny mpandefitra ka ho fay.