Psalms 34:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miaro ny taolany rehetra Izy; tsy hisy ho tapaka ireny na dia iray akory aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iharam-pahoriana matetika ny marina, fa esorin’i Iaveh amin’izany rehetra izany kosa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na maro fahoriana aza ny olo-marina, dia afahan’ny TOMPO amin’izany rehetra izany.
Malagasy Bible 1865
Miaro ny taolany rehetra izy; tsy hisy ho tapaka ireny na dia iray akory aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miaro ny taolany rehetra Izy; tsy hisy ho tapaka ireny na dia iray akory aza.
malagasy
Miaro ny taolany rehetra izy; tsy hisy ho tapaka ireny na dia iray akory aza.