Psalms 34:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hahafaty ny ratsy fanahy ny fahoriana ary hohelohina izay mankahala ny olona marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miaro ny taolany rehetra Izy, tsy hisy ho tapaka ireny, na dia iray aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Arovan’ny Tompo avokoa ny rantsam-batany ka tsy hisy tapaka na taolana iray aza.
Malagasy Bible 1865
Hahafaty ny ratsy fanahy ny fahoriana; ary ny mankahala ny olo-marina hohelohina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hahafaty ny ratsy fanahy ny fahoriana ary hohelohina izay mankahala ny olona marina.
malagasy
Hahafaty ny ratsy fanahy ny fahoriana; ary ny mankahala ny olo-marina hohelohina.Fa Jehovah manavotra ny fanahin'ny mpanompony, ka tsy mba hisy hohelohina izay rehetra mialoka aminy.