Psalms 34:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa manavotra ny fanahin’ny mpanompony NY TOMPO ka tsy mba hisy hohelohina izay rehetra mialoka Aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ratsy no mahafaty ny ratsy fanahy; ary sazina ny mpankahala ny olo-marina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho fatin’ny haratsiany kosa ny olon-dratsy ary hohelohina ny mpankahala olo-marina.
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah manavotra ny fanahin'ny mpanompony, ka tsy mba hisy hohelohina izay rehetra mialoka aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa manavotra ny fanahin’ny mpanompony NY TOMPO ka tsy mba hisy hohelohina izay rehetra mialoka Aminy.
malagasy
Fa Jehovah manavotra ny fanahin'ny mpanompony, ka tsy mba hisy hohelohina izay rehetra mialoka aminy.