Psalms 34:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miaraha mankalaza NY TOMPO amiko ary aoka hiara-manandratra ny anarany isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh no ireharehan’ny fanahiko; aoka handre sy hifaly ny manetry tena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO no reharehako; koa mifalia, ry mpandefitra, rehefa mandre ny fideràko Azy.
Malagasy Bible 1865
Miaraha mankalaza an'i Jehovah amiko; ary aoka hiara-manandratra ny anarany isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miaraha mankalaza NY TOMPO amiko ary aoka hiara-manandratra ny anarany isika.
malagasy
Miaraha mankalaza an'i Jehovah amiko; ary aoka hiara-manandratra ny anarany isika.