Psalms 34:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitady NY TOMPO aho dia namaly ahy Izy ka nanafaka ahy tamin’ny tahotro rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miaraha amiko ianareo hankalaza an’i Iaveh: aoka isika hiara-midera ny Anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mankalazà ny TOMPO miaraka amiko ianareo, ary aoka hiara-manandratra ny voninahiny isika.
Malagasy Bible 1865
Mitady an'i Jehovah aho, dia mamaly ahy Izy ka manafaka ahy amin'ny tahotro rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitady NY TOMPO aho dia namaly ahy Izy ka nanafaka ahy tamin’ny tahotro rehetra.
malagasy
Mitady an'i Jehovah aho, dia mamaly ahy Izy ka manafaka ahy amin'ny tahotro rehetra.