Psalms 34:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mijery Azy dia miramirana sady tsy mangaihay ny tavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitady an’i Iaveh aho, dia nihaino ahy Izy, ary nanafaka ahy tamin’ny tahotro rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitady ny TOMPO aho, dia novaliany vavaka; ka nafahany avokoa ny tahotro rehetra.
Malagasy Bible 1865
Mijery Azy ireo ka miramirana, sady tsy mangaihay ny tavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mijery Azy dia miramirana sady tsy mangaihay ny tavany.
malagasy
Mijery Azy ireo ka miramirana, sady tsy mangaihay ny tavany.