Psalms 34:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ity olona ory ity no niantso dia nihaino NY TOMPO ka namonjy azy tamin’ny fahoriany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mitodika azy ny olona dia miramiran’ny hafaliana, ary tsy safo-kenatra ny tavany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mijere Azy ianareo, dia aoka ho mirana; ny tavanareo tsy ho safo-kenatra intsony.
Malagasy Bible 1865
Ity olo-mahantra ity niantso, dia nihaino Jehovah ka namonjy azy tamin'ny fahoriany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ity olona ory ity no niantso dia nihaino NY TOMPO ka namonjy azy tamin’ny fahoriany rehetra.
malagasy
Ity olo-mahantra ity niantso, dia nihaino Jehovah ka namonjy azy tamin'ny fahoriany rehetra.