Psalms 34:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Anjelin’NY TOMPO dia mitoby manodidina izay matahotra Azy ka manafaka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niantso ity olo-mahantra, dia nohenoin’i Iaveh, sy novonjeny tamin’ny fahoriany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niantso vonjy aho fa olo-mahantra ka nohenoin’ny TOMPO sy novonjeny tamin’izay fahoriako rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ny Anjelin'i Jehovah mitoby manodidina izay matahotra Azy ka mamonjy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Anjelin’NY TOMPO* dia mitoby manodidina izay matahotra Azy ka manafaka azy.
malagasy
Ny Anjelin'i Jehovah mitoby manodidina izay matahotra Azy ka mamonjy azy.