Psalms 34:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andramo ka zahao fa tsara NY TOMPO! Sambatra izay olona mialoka Aminy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Anjelin’i Iaveh mitoby, manodidina izay matahotra Azy, ka mamonjy azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anjelin ’ny TOMPO miambina manodidina ny mpanaja an’Andriamanitra ka manafaka azy amin’ny loza.
Malagasy Bible 1865
Andramo ka izahao fa tsara Jehovah; sambatra izay olona mialoka aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andramo ka zahao fa tsara NY TOMPO! Sambatra izay olona mialoka Aminy!
malagasy
Andramo ka izahao fa tsara Jehovah; sambatra izay olona mialoka aminy.