Psalms 34:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Matahora NY TOMPO, ianareo olony masina! Fa tsy misy zava-maha ory izay matahotra Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andramo ka zahao ange izany hatsaran’i Iaveh. Sambatra ny olona manao Azy ho fialofany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andramo sy jereo fa tsara ny TOMPO. Sambatra ny olona mialoka aminy!
Malagasy Bible 1865
Matahora an'i Jehovah, ianareo olony masina;fa tsy hanan-java-mahory izay matahotra Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Matahora NY TOMPO, ianareo olony masina! Fa tsy misy zava-maha ory izay matahotra Azy.
malagasy
Matahora an'i Jehovah, ianareo olony masina;fa tsy hanan-java-mahory izay matahotra Azy.