Psalms 35:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, mamalia izay manana ady amiko; miadia amin’izay mamely ahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataon’i Davida. Ry Iaveh ô, mameleza an’izay mamely ahy; miadia amin’izay miady amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Salamo nataon’i Davida. TOMPO ô, tohero izay mpanohitra ahy ary iadio izay miady amiko.
Malagasy Bible 1865
Nataon'i Davida. Jehovah ô, mamalia izay manana ady amiko; miadia amin'izay mamely ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, mamalia izay manana ady amiko; miadia amin’izay mamely ahy!
malagasy
[Fiantsoana an'Andriamanitra hamaly ny ratsy ataon'ny mpanenjika] Nataon'i Davida. Jehovah ô, mamalia izay manana ady amiko; miadia amin'izay mamely ahy.