Psalms 35:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatramin’ny taolako rehetra dia hiteny hoe: TOMPO ô, iza no tahaka Anao izay manafaka ny mpandefitra amin’ny mahery noho izy; eny, ny ory sy ny mahantra amin’izay mandroba azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny taolako rehetra hanao hoe: Iaveh ô, iza no tahaka Anao, izay manafaka ny malahelo amin’ny mahery noho izy, mbamin’ny malahelo sy ny mahantra amin’izay mamabo azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny heriko tontolo no hilazako hoe: «TOMPO ô, tsy misy tahaka Anao satria afahanao ny mahantra amin’izay matanjaka noho izy; eny, afahanao ny malahelo amin’izay mandroba azy.»
Malagasy Bible 1865
Ny taolako rehetra hanao hoe: Jehovah ô, iza no tahaka Anao, Izay manafaka ny ory amin'izay tsy tohany, eny, ny ory sy ny malahelo amin'izay mamabo azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatramin’ny taolako rehetra dia hiteny hoe: TOMPO ô, iza no tahaka Anao izay manafaka ny mpandefitra amin’ny mahery noho izy; eny, ny ory sy ny mahantra amin’izay mandroba azy?
malagasy
Ny taolako rehetra hanao hoe: Jehovah ô, iza no tahaka Anao, Izay manafaka ny ory amin'izay tsy tohany, eny, ny ory sy ny malahelo amin'izay mamabo azy?