Psalms 35:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy vavolombelona mampidi-doza mitsangana ka zavatra tsy fantatro no anadinany ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy vavolombelona tsy marina mitsangana; ka miampanga ahy amin’ny zavatra tsy fantatro,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vavolombelona mandainga no mitsangana, ka zavatra tsy fantatro no iampangany ahy.
Malagasy Bible 1865
Mitsangana ny vavolombelona mampidi-doza; ka izay tsy fantatro no anadinany ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy vavolombelona mampidi-doza mitsangana ka zavatra tsy fantatro no anadinany ahy.
malagasy
Mitsangana ny vavolombelona mampidi-doza; ka izay tsy fantatro no anadinany ahy.