Psalms 35:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandeha toy ny nanan-tsakaiza na rahalahy mana-manjo aho, nitanondrika tamin’alahelo toy ny misaona reny aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandeha midanesaka aho, toy ny malahelo sakaiza aman-drahalahy, nitanondrika tamin’alahelo, toy ny misaona reny aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa toy ny namana na mpiray tampo no fitondràko azy tamin’izany; nanjombona sy valaketraka aho toy ny olona misaona ny reniny.
Malagasy Bible 1865
Toy ny nisy nanjo ny sakaizako na ny rahalahiko no nandehanako; nitanondrika tamin'alahelo toy ny fisaona reny aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandeha toy ny nanan-tsakaiza na rahalahy mana-manjo aho, nitanondrika tamin’alahelo toy ny misaona reny aho.
malagasy
Toy ny nisy nanjo ny sakaizako na ny rahalahiko no nandehanako; nitanondrika tamin'alahelo toy ny fisaona reny aho.