Psalms 35:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa nony nivembena efa ho lavo aho dia faly izy ireo ka nitangorona; nitangorona hamely ahy izy ireo fa izaho no tsy nahafantatra; tsy nitsahatra namiravira izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo ankehitriny nony mangozohozo aho, mifaly sy mivory izy ireo, mivory takona ahy, hamely ahy ny mpanoso-dratsy; mamiravira ahy tsy an-kijanona izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo nony lavo kosa aho, dia faly ireo sady mivorivory, mivorivory mba hamely ahy; vahiny tsy fantatro akory aza no tsy mitsaha-mivazavaza amiko.
Malagasy Bible 1865
Nefa nony ho lavo kosa aho, dia faly izy ireo ka niangona;olona faraidina no nitangorona hamely ahy, nefa tsy fantatro; namiravira izy ka tsy mba nitsahatra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa nony nivembena efa ho lavo aho dia faly izy ireo ka nitangorona; nitangorona hamely ahy izy ireo fa izaho no tsy nahafantatra; tsy nitsahatra namiravira izy;
malagasy
Nefa nony ho lavo kosa aho, dia faly izy ireo ka niangona;olona faraidina no nitangorona hamely ahy, nefa tsy fantatro; namiravira izy ka tsy mba nitsahatra;[Na: Olona faraidina, izay fantatro, no nitangorona hamely ahy]