Psalms 35:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
miaraka amin’ny olon-dratsy mpanendrikendrika sy mpanararaotra izy ka mihidy vazana amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mova tsy ny mpitakarina veta mpanao vava mananihany, mikotro-nify erỳ izy amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny olona mihomehy lavo izy, ka mihidy vazana ho fankahalana ahy.
Malagasy Bible 1865
Naman'ny olon-dratsy manendrikendrika ho enti-mila sitraka izy ka nihidy vazana tamiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
miaraka amin’ny olon-dratsy mpanendrikendrika sy mpanararaotra izy ka mihidy vazana amiko.
malagasy
Naman'ny olon-dratsy manendrikendrika ho enti-mila sitraka izy ka nihidy vazana tamiko.[Heb. hahazoa-mofo; na;tena mpanendrikendrika indrindra]