Psalms 35:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tompo ô, mandra-pahoviana no hijery izany fotsiny Ianao? Afaho amin’ny fandringanana ataony aho ary avoty amin’ny liona tanora ny aiko tokana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tompo ô, mandra-pahoviana no hojerenao izany? Tsoahy amin’ny fanenjehan’ireo ny fanahiko, ary amin’ny hasahian’ireo liona ireo, ny aiko!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, mbola ho ela ve Ianao no hitazam-potsiny? Ny aiko tokana avoty amin’ny mpamely ahy fa toa liona mierona mihitsy izy ireo;
Malagasy Bible 1865
Ry Tompo ô, mandra-pahoviana no hijerenao? Avereno ny fanahiko ho afaka amin'ny fandringanany, ny hany malalako ho afaka amin'ny liona tanora.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tompo ô, mandra-pahoviana no hijery izany fotsiny Ianao? Afaho amin’ny fandringanana ataony aho ary avoty amin’ny liona tanora ny aiko tokana.
malagasy
Ry Tompo ô, mandra-pahoviana no hijerenao? Avereno ny fanahiko ho afaka amin'ny fandringanany, ny hany malalako ho afaka amin'ny liona tanora.