Psalms 35:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hisaotra Anao eo amin’ny fiangonan-dehibe aho; hidera Anao eo afovoan’ny olona maro aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hidera Anao eo amin’ny fivorian-dehibe aho; hankalaza Anao eo afovoan’ny vahoaka be aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka eo anivom-bahoakanao tafangona maro no hiderako sy hankalazako Anao.
Malagasy Bible 1865
Hisaotra Anao eo amin'ny fiangonana lehibe aho; hidera Anao eo afovoan'ny olona maro aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hisaotra Anao eo amin’ny fiangonan-dehibe aho; hidera Anao eo afovoan’ny olona maro aho.
malagasy
Hisaotra Anao eo amin'ny fiangonana lehibe aho; hidera Anao eo afovoan'ny olona maro aho.