Psalms 35:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka tsy hifalian’izay mandrafy ahy foana aho ary aoka tsy hangarika ahy izay mankahala ahy tsy amin’antony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka tsy hifalian’izay mamely ahy foana aho! Aoka tsy hihiringiri-maso izay mankahala ahy tsy ahoan-tsy ahoana!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza avela hanesoeso ahy ireo mpandrafy tsy an-drariny; aoka tsy hifanao pi-maso ahy ireo mpankahala tsy amin’antony!
Malagasy Bible 1865
Aoka tsy hifalian'izay mandrafy ahy foana aho; ary aoka tsy hami-maso izay mankahala ahy tsy ahoan-tsy ahoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka tsy hifalian’izay mandrafy ahy foana aho ary aoka tsy hangarika ahy izay mankahala ahy tsy amin’antony!
malagasy
Aoka tsy hifalian'izay mandrafy ahy foana aho; ary aoka tsy hami-maso izay mankahala ahy tsy ahoan-tsy ahoana.