Psalms 35:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raiso ny ampinga kely sy ny ampinga lehibe ka mitsangàna hamonjy ahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raiso ny ampinga kely aman-dehibe, ka mitsangàna Ianao hamonjy ahy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raiso ny ampinga kely sy lehibe ka midira an-tsehatra hamonjy ahy.
Malagasy Bible 1865
Raiso ny ampinga kely sy ny ampinga lehibe ka mitsangàna hamonjy ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raiso ny ampinga kely sy ny ampinga lehibe ka mitsangàna hamonjy ahy!
malagasy
Raiso ny ampinga kely sy ny ampinga lehibe ka mitsangàna hamonjy ahy.