Psalms 35:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy fihavanana no lazainy; mamorom-pitaka izy hamelezany ny olona bonaika ambonin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy mba fitenim-pihavanana no fitenin’ireny, fa fitaka hamelezana ny mponina mandry fahizay no saintsaininy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mba miteny fihavanana izy, fa mamoron-dainga hamelezana an’ireo bonaika eo amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy fihavanana no lazainy; fa mamorom-pitaka izy hamelezany izay mibonaika ambonin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy fihavanana no lazainy; mamorom-pitaka izy hamelezany ny olona bonaika ambonin’ny tany.
malagasy
Fa tsy fihavanana no lazainy; fa mamorom-pitaka izy hamelezany izay mibonaika ambonin'ny tany.