Psalms 35:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitanatana vava amiko izy ka miteny hoe: Hia! Akory izay! Ny masonay no nahita!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Atanatanany amiko ny vavany, dia hoy izy: Hia, sakoa izay, masonay no nahita...
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitsaontsaom-bava tamiko izy ka nilaza hoe: «Akorinao izay! Ny masonay no nahita ny nataonao!»
Malagasy Bible 1865
Dia mitanatana vava amiko izy ka manao hoe: Hià! sakoa izay! efa hita'ny masonay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitanatana vava amiko izy ka miteny hoe: Hia! Akory izay! Ny masonay no nahita!
malagasy
Dia mitanatana vava amiko izy ka manao hoe: Hià! sakoa izay! efa hita'ny masonay.