Psalms 35:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitanao izany, TOMPO ô, ka aza mangina! Aza manalavitra ahy, Tompo ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh ô, hitanao izao. Aza dia mety mangina fotsiny; Tompo ô, aza manalavitra ahy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa Ianao, TOMPO ô, dia nahita izay niseho; koa aza mangina, aza manalavitra ahy.
Malagasy Bible 1865
Efa hitanao, Jehovah ô, ka aza manentsin-tadiny; ry Tompo ô, aza manalavitra ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitanao izany, TOMPO ô, ka aza mangina! Aza manalavitra ahy, Tompo ô!
malagasy
Efa hitanao, Jehovah ô, ka aza manentsin-tadiny; ry Tompo ô, aza manalavitra ahy.