Psalms 35:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifohaza Ianao ka miarena hitsara ny raharahako! Ry Andriamanitro sy Tompoko! Mifohaza ho amin’ny adiko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miarena ka mitsangàna hampahazo ahy ny rariny sy hiaro ahy amin’ny adiko, ry Andriamanitro sy Tompoko ô.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Andriamanitro sady Tompoko, mifohaza sy midira an-tsehatra Ianao mba hanome rariny ahy ary koa mba hiaro ny zoko.
Malagasy Bible 1865
Mahatsiarova, ka mifohaza ho amin'ny fitsaràna ahy, O Andriamanitro sy Tompoko! mifohaza ho amin'ny adiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifohaza Ianao ka miarena hitsara ny raharahako! Ry Andriamanitro sy Tompoko! Mifohaza ho amin’ny adiko!
malagasy
Mahatsiarova, ka mifohaza ho amin'ny fitsaràna ahy, O Andriamanitro sy Tompoko! mifohaza ho amin'ny adiko.