Psalms 35:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarao araka ny fahamarinanao aho, RY TOMPO Andriamanitro ô! Aoka tsy hifalian’ireo aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarao araka ny fahamarinanao aho, ry Iaveh Andriamanitro ô, ary aoka tsy ho foto-pifaliany aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO Andriamanitro ô, marina Ianao ka ambarao ho tsy manan-tsiny aho, fa aza avelanao ho fanesom-pahavaloko.
Malagasy Bible 1865
Tsarao aho, Jehovah Andriamanitro ô, araka ny fahamarinanao; ary aoka tsy hifalian'ireo aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarao araka ny fahamarinanao aho, RY TOMPO Andriamanitro ô! Aoka tsy hifalian’ireo aho!
malagasy
Tsarao aho, Jehovah Andriamanitro ô, araka ny fahamarinanao; ary aoka tsy hifalian'ireo aho.