Psalms 35:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka tsy hiteny anakampo izy hoe: Hia! Izay no nirinay! Aoka tsy hiteny izy hoe: Efa natelinay izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka izy tsy hanao anakam-po hoe: Afa-po ny fanahintsika. Aoka izy tsy hanao hoe: Laninay iny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka izy tsy hiteny anakampo hoe: «Hià! Azonay izy, ka nataonay teli-moka!»
Malagasy Bible 1865
Aoka tsy hanao anakampo hoe izy: Hià! faly izahay! aoka tsy hanao hoe izy: efa natelinay izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka tsy hiteny anakampo izy hoe: Hia! Izay no nirinay! Aoka tsy hiteny izy hoe: Efa natelinay izy!
malagasy
Aoka tsy hanao anakampo hoe izy: Hià! faly izahay! aoka tsy hanao hoe izy: efa natelinay izy.