Psalms 35:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hilaza ny fahamarinanao ny lelako; ny fiderana Anao no hataoko mandrakariva.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny lelako hankalaza ny fahamarinanao, hanao fiderana Anao isan’andro isan’andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho koa hankalaza ny fahamarinanao sy hidera Anao isan’andro isan’andro.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lelako hilaza ny fahamarinanao; ny fiderana Anao no hataoko mandrakariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hilaza ny fahamarinanao ny lelako; ny fiderana Anao no hataoko mandrakariva.
malagasy
Ary ny lelako hilaza ny fahamarinanao; ny fiderana Anao no hataoko mandrakariva.