Psalms 35:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raiso ny lefona ka sakano izay manenjika ahy! Lazao amiko hoe: Famonjena anao Aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsoahy ny lefona, sakano lalana izay manenjika ahy; lazao amin’ny fanahiko hoe: «Izaho no famonjena anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Arangarangao ny lefona sy famaky ka sakano ireo mpanenjika ahy; ary lazao ho tokin’aiko ny hoe: «Izaho no ho mpamonjy anao!»
Malagasy Bible 1865
Ary raiso ny lefona, ka sakano izay manenjika ahy; lazao amin'ny fanahiko hoe: Famonjena anao Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raiso ny lefona ka sakano izay manenjika ahy! Lazao amiko hoe: Famonjena anao Aho!
malagasy
Ary raiso ny lefona, ka sakano izay manenjika ahy; lazao amin'ny fanahiko hoe: Famonjena anao Aho.