Psalms 35:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hitsanga-menatra sy ho afa-baraka izay mitady ny aiko! Aoka hiamboho sy hangaihay izay misaina hanisy ratsy ahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho menatra sy hangaihay izay mitady ny aiko; aoka hihemotra sy hangaihay izay mihevitra hampidi-doza amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho menatra sy ho afa-baràka anie izay olona mitady hahafaty ahy! Hihemotra sy hangaihay anie izay mikasa hanao ratsy ahy!
Malagasy Bible 1865
Aoka ho menatra sy ho afa-baraka izay mitady ny aiko; aoka hiamboho sy hangaihay izay misaina hanisy ratsy ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hitsanga-menatra sy ho afa-baraka izay mitady ny aiko! Aoka hiamboho sy hangaihay izay misaina hanisy ratsy ahy!
malagasy
Aoka ho menatra sy ho afa-baraka izay mitady ny aiko; aoka hiamboho sy hangaihay izay misaina hanisy ratsy ahy.