Psalms 35:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho tahaka ny akofa aelin’ny rivotra izy ary aoka handroaka azy ny Anjelin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hanahaka ny akofa tsofin’ny rivotra izy, ka horoahin’ny Anjelin’i Iaveh eo anatehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ho toy ny akofa aelin-drivotra ireo, rehefa handroaka azy ny anjelin ’ny TOMPO;
Malagasy Bible 1865
Aoka ho tahaka ny akofa eo alohan'ny rivotra izy. Ary aoka ny Anjelin'i Jehovah handroaka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho tahaka ny akofa aelin’ny rivotra izy ary aoka handroaka azy ny Anjelin’NY TOMPO*.
malagasy
Aoka ho tahaka ny akofa eo alohan'ny rivotra izy. Ary aoka ny Anjelin'i Jehovah handroaka azy.