Psalms 35:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy amin’antony ny nanafenany lavaka tamiko tamin’ny harato hahazoany ahy; tsy amin’antony ny nandavahany lavaka hamandrihana ny aiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nanao fandri-totofana hamelezana ahy tsy ahoan-tsy ahoana izy; nihady ny lavaka hahaverezany ahy tsy ahoan-tsy ahoana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria tsy misy antony mitombina akory, dia nanao fandrika hamelezana ahy ireo ka nihady longoa hamandrihana ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy ahoan-tsy ahoana no nanaovany fandri-totofana hahazoany ahy; tsy ahoan-tsy ahoana no nandavahany hamandrihany ny aiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy amin’antony ny nanafenany lavaka tamiko tamin’ny harato hahazoany ahy; tsy amin’antony ny nandavahany lavaka hamandrihana ny aiko.
malagasy
Fa tsy ahoan-tsy ahoana no nanaovany fandri-totofana hahazoany ahy; tsy ahoan-tsy ahoana no nandavahany hamandrihany ny aiko.