Psalms 35:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ny fandringanana ho tonga tampoka aminy ary aoka hahazo azy ny fandrika harato nafeniny; aoka ho azon’izany izy ka ho latsaka ao amin’izany fandringanana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ny fandringanana ho tonga tampoka aminy, aoka ny fandrika nafeniny hahavoa azy; aoka ho latsaka sy matin’izany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho voan’ny loza tsy ampoizina anie izy, ka ho tratry ny fandrika nataony ihany sy hianjera amin’ny longoa nohadîny!
Malagasy Bible 1865
Aoka ny fandringanana ho tonga tampoka aminy; ary aoka hahazo azy ny fandrika harato nafeniny, ka ho latsaka ao amin'izany fandringanana izany indrindra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ny fandringanana ho tonga tampoka aminy ary aoka hahazo azy ny fandrika harato nafeniny; aoka ho azon’izany izy ka ho latsaka ao amin’izany fandringanana izany.
malagasy
Aoka ny fandringanana ho tonga tampoka aminy; ary aoka hahazo azy ny fandrika harato nafeniny, ka ho latsaka ao amin'izany fandringanana izany indrindra izy.